Lanto
jeudi 15 août 2019
Ankiteny sy Ankizara
Miarahaba anao izay mamaky ity andala-tsoratra kely ity. Namorona pejy "facebook" antsoina hoe ANKITANY SY ANKIZARA ny tenako. Izy io moa natao mba hifampizarantsika izay mba fantatrao. Tsy mifidy resaka sy zavatra ho zaraina izy io fa saingy ny manompa na mitsikera be fahatany namana dia mba alaviro. Afaka manontany izay tsy azonao nantsy fantatrao ianao ka anjaran'ny tsirairay izay mahavaly azy no mamaly. Dia manasa anao áry hitsidika io pejy io. Misaotra.
Inscription à :
Commentaires (Atom)